Tsara iafarana (Rija Ramanantoanina feat Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miriorio foana ny angidina,
Tsy mankaiza tsy akory
F'izay no fombany
Misavoamboana dia midina ytmby
Ka mianjera any an-kady rehetra any
Vola no mahabe rehareha
Ka mazàna qyvsgmw jamba ny maso
Voatampin'io
Nefa ny mibirioka fandeha
Zohin-tsiny lava, ka tsy mba mandeha
REFRAIN:
Kendreo zay ataonao
Saino, lanjalanjao
Mandalo ihany zao rehetra izao
Fidio ny mba ho soa,
Nefa tandremo koa
Soa diso aoriana ka voa
Harena sy voninahitra,
Rendrarendra ncgtnk tsy hita hivalaparana
Fa mbola hafa maharitra
Ny fitiavana tsara hiafarana
REFRAIN tononkira.serasera.org
Tsy mankaiza tsy akory
F'izay no fombany
Misavoamboana dia midina ytmby
Ka mianjera any an-kady rehetra any
Vola no mahabe rehareha
Ka mazàna qyvsgmw jamba ny maso
Voatampin'io
Nefa ny mibirioka fandeha
Zohin-tsiny lava, ka tsy mba mandeha
REFRAIN:
Kendreo zay ataonao
Saino, lanjalanjao
Mandalo ihany zao rehetra izao
Fidio ny mba ho soa,
Nefa tandremo koa
Soa diso aoriana ka voa
Harena sy voninahitra,
Rendrarendra ncgtnk tsy hita hivalaparana
Fa mbola hafa maharitra
Ny fitiavana tsara hiafarana
REFRAIN tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija Ramanantoanina feat LalatianaVangy : 3402
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nyainafandresena18
Daty : 08/12/2021 19:57
