Tsara iafarana (Rija Ramanantoanina feat Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miriorio foana ny angidina,
Tsy mankaiza tsy akory
F'izay no fombany
Misavoamboana dia midina
Ka mianjera any an-kady rehetra any
Vola no mahabe rehareha
Ka mazàna jamba ny maso
Voatampin'io
Nefa ny mibirioka fandeha
Zohin-tsiny lava, ka tsy mba mandeha
REFRAIN:
Kendreo zay ataonao
Saino, lanjalanjao
Mandalo ihany zao rehetra izao
Fidio ny tononkira.serasera.org mba jwbbl ho soa,
Nefa tandremo koa
Soa diso aoriana mfpiz ka voa
Harena sy voninahitra,
Rendrarendra tsy hita hivalaparana
Fa mbola hafa maharitra
Ny fitiavana ypoasi tsara hiafarana
REFRAIN
Tsy mankaiza tsy akory
F'izay no fombany
Misavoamboana dia midina
Ka mianjera any an-kady rehetra any
Vola no mahabe rehareha
Ka mazàna jamba ny maso
Voatampin'io
Nefa ny mibirioka fandeha
Zohin-tsiny lava, ka tsy mba mandeha
REFRAIN:
Kendreo zay ataonao
Saino, lanjalanjao
Mandalo ihany zao rehetra izao
Fidio ny tononkira.serasera.org mba jwbbl ho soa,
Nefa tandremo koa
Soa diso aoriana mfpiz ka voa
Harena sy voninahitra,
Rendrarendra tsy hita hivalaparana
Fa mbola hafa maharitra
Ny fitiavana ypoasi tsara hiafarana
REFRAIN
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija Ramanantoanina feat LalatianaHits : 3506
Likes : 0 Like
Created by : nyainafandresena18
Date : 08/12/2021 19:57
