Hasambarana be (Rianala fy aro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hasambarana be
Rehefa anilanao malala e
Feno fiadanana e iavwbx ,voky fahasambarana e
Dia ynackxmo ireo mpanenjika e
Ataontsika any afara e
Hifampitantana e
Hiara-dalana à

Ref: hasambarana be yeh
Rehefa anilanao malala  yeh
Dia ireo mpanenjika yeh
Ataontsika any afara a

Na misara-toerana
Lavitra elanelana à
Dia zah mbola tia
Ary koa mankafy tononkira.serasera.org
Ny eo xcniirs anilandry

Ref:hasambarana be...

Hasambarana be
Anilanao malala e

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rianala fy aro
Vangy : 569
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andriampanarivo
Daty : 16/01/2024 07:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4885