Soraty Hoe Izaho Mbola Tia (Riaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola eny aminy eny ve
Ilay rojo misy ny anarako iny?
Mbola fihininy any ve
Rehefa izy mitady nofy?
Mbola henoiny ihany ve
Ilay fony mitempo ilay fahiny?
Mbola tsy novainy ve
Ilay sariko eo an-doha fandriana?
Raha mbola misy maha-tezitra an’azy,
Lazao ahy, tsy averiko intsony mandra-maty,
Izay rehetra tsy nampitony azy,
Hifonako gpewik na dia hoe tsy nataoko aza,
Oh! Lazao azy anie, lazao azy
Fa mbola tia aho,
Oh oh oh
Lazao tononkira.serasera.org azy anie, lazao azy
Fa mbola tia aho.
Mbola lazainy ihany ve
Ilay tia ambetiteniny iny?
Mbola hitanao any ve
Ilay dia..dian-tongotro iny?
Tsy fantany fa tsy ho feno
Na mety fiainana ity,
Ho mety hahavitako hanadino
Ilay fitia.
Ka raha misy maha-tezitra an’azy,
Lazao ahy, tsy averiko cvprrpzp intsony mandra-maty,
Izay rehetra tsy nampitony azy,
Hifonako na dia hoe tsy nataoko aza,
Oh! Lazao azy anie, lazao azy
Fa mbola tia aho,
Oh goyq oh oh ooh
Lazao azy anie, lazao azy
Fa mbola tia aho.
Lazaiko anie,
Soraty hoe izaho mbola tia azy.
Ilay rojo misy ny anarako iny?
Mbola fihininy any ve
Rehefa izy mitady nofy?
Mbola henoiny ihany ve
Ilay fony mitempo ilay fahiny?
Mbola tsy novainy ve
Ilay sariko eo an-doha fandriana?
Raha mbola misy maha-tezitra an’azy,
Lazao ahy, tsy averiko intsony mandra-maty,
Izay rehetra tsy nampitony azy,
Hifonako gpewik na dia hoe tsy nataoko aza,
Oh! Lazao azy anie, lazao azy
Fa mbola tia aho,
Oh oh oh
Lazao tononkira.serasera.org azy anie, lazao azy
Fa mbola tia aho.
Mbola lazainy ihany ve
Ilay tia ambetiteniny iny?
Mbola hitanao any ve
Ilay dia..dian-tongotro iny?
Tsy fantany fa tsy ho feno
Na mety fiainana ity,
Ho mety hahavitako hanadino
Ilay fitia.
Ka raha misy maha-tezitra an’azy,
Lazao ahy, tsy averiko cvprrpzp intsony mandra-maty,
Izay rehetra tsy nampitony azy,
Hifonako na dia hoe tsy nataoko aza,
Oh! Lazao azy anie, lazao azy
Fa mbola tia aho,
Oh goyq oh oh ooh
Lazao azy anie, lazao azy
Fa mbola tia aho.
Lazaiko anie,
Soraty hoe izaho mbola tia azy.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RiakaHits : 715
Likes : 0 Like
Created by : litarazavar
Date : 03/03/2025 10:10
