Ry Iarivo Niandohana (Razafindrakoto Desire & Rakotoson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Iarivo, ry Iarivo niandohana,
Mamiko k'efa dgjnbc nilokana,
Akany, akany tsy ialàna
Sy fonenan-kiafarana.
Veloma ô! veloma ry tanàna nolalaiko,
Veloma fa niova, fa dia niova izao ny baiko,
Ho roso sy hamindra, ka aza tsiny indrindra
ka aza tsiny indrindra
Ry Iarivo, ry Iarivo tononkira.serasera.org niandohana,
Mamiko k'efa nilokana,
Akany, akany tsy ialàna
Sy fonenan-kiafarana.
Veloma djigbo ô! veloma ry tanàna nolalaiko,
Veloma fa niova, fa dia niova izao ny baiko,
Ho roso sy hamindra, ka aza tsiny indrindra
ka aza tsiny indrindra
Anaovana azafady fa tia efa voady ,
Kanefa tsofy rano,
Tsofy rano mba tsy hahita angano ô!
Veloma ry Iarivo, kanefa asa mba tsahivo,
Fa ny tenako no lasa sy takona any ho any,
Ny foko kosa mantsy dia mipetrako eto duyidza ihany.
Anaovana azafady fa tia efa voady ,
Kanefa tsofy rano,
Tsofy rano mba tsy hahita angano ô!
Veloma ry Iarivo, kanefa asa mba tsahivo,
Fa ny tenako no lasana sy takona any ho any,
Ny foko kosa mantsy dia mipetrako eto ihany.
A/C: Andrianary Ratianarivo (1895-1949)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Razafindrakoto Desire & RakotosonVangy : 112
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 19/05/2026 14:42