Ry Iarivo Niandohana (Razafindrakoto Desire & Rakotoson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Iarivo, ry Iarivo niandohana,
Mamiko k'efa nilokana,
Akany, akany tsy ialàna
Sy fonenan-kiafarana.
Veloma ô! veloma ry tanàna nolalaiko,
Veloma fa niova, fa dia niova izao ny baiko,
Ho roso sy hamindra, ka aza tsiny indrindra
ka aza tsiny indrindra

Ry Iarivo, ry Iarivo niandohana,
Mamiko k'efa nilokana,
Akany, akany tsy ialàna
Sy fonenan-kiafarana.
Veloma ô! veloma ry tanàna nolalaiko,
Veloma fa niova, fa dia niova izao gtrilfne ny baiko,
Ho roso sy hamindra, ka aza tsiny indrindra
ka aza tsiny indrindra

Anaovana otdrmu azafady fa tia efa voady ,
Kanefa tsofy rano,
Tsofy rano mba tsy hahita angano ô!
Veloma ry Iarivo, kanefa asa mba tsahivo,
Fa ny tenako no lasa sy takona any ho any,
Ny hpfseo foko kosa mantsy dia mipetrako eto ihany.

Anaovana tononkira.serasera.org azafady fa tia efa voady ,
Kanefa tsofy rano,
Tsofy rano mba tsy hahita angano ô!
Veloma ry Iarivo, kanefa asa mba tsahivo,
Fa ny tenako no lasana sy takona any ho any,
Ny foko kosa mantsy dia mipetrako eto ihany.

A/C: Andrianary Ratianarivo (1895-1949)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Razafindrakoto Desire & Rakotoson
Visites : 241
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 19/05/2026 14:42
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0429