- BITSIKA - (RAZAFIMAHATRATRA RENE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Te hanontany anao aho ry olona iny
Te hibitsika fitia ny ato an-tratrako
Aza heverinao adàla aho raha mamboraka izany
Fa fitia te hifambomba hatrany hatrany. hampat
Tsy hasandako vola, tsy hasandako harena
Satria ny fitia tolotr’ anjara nomena ho ahy sy ho anao ho doria
Ka ny foko ato anaty no atolotro ho anao tononkira.serasera.org
Mandra-maty toa lamban’ akoho, aina no fetra.
Na dia miteny amin’ ny fitenin’ ny olona sy ny anjely aza aho ccvstvyb
Kanefa tsy manam-pitiavana dia tsoriko aminao
Zava-poana e, zava-poana e
Satria izaho sy ianao olombelona mitafy nofo ihany .
poncs
RAZAFIMAHATRATRA René

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RAZAFIMAHATRATRA RENEVangy : 4861
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : BrunoPAYET
Daty : 27/07/2014 12:30