Ampidiro aloha ny tenimiafina
- BITSIKA - (RAZAFIMAHATRATRA RENE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Te hanontany anao aho ry olona iny
Te hibitsika fitia ny ato an-tratrako
Aza heverinao adàla aho raha mamboraka izany
Fa fitia te hifambomba hatrany hatrany.
Tsy hasandako vola, tsy hasandako harena cnckehag
Satria ny fitia tolotr’ anjara nomena ho ahy sy ho anao ho doria
Ka ny foko ato anaty no atolotro ho anao
Mandra-maty toa lamban’ akoho, aina no fetra.
Na dia miteny amin’ ny fitenin’ ny olona sy ny anjely aza aho
Kanefa tsy manam-pitiavana dia tsoriko aminao tononkira.serasera.org
Zava-poana e, zava-poana cjbivnl e
Satria izaho sy ianao olombelona mitafy nofo ihany .
RAZAFIMAHATRATRA yllvvtxk René

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RAZAFIMAHATRATRA RENEHits : 4862
Likes : 0 Like
Created by : BrunoPAYET
Date : 27/07/2014 12:30