Ny lanitra (RAVELO JEAN BAPTISTE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N ’ inona bvwewa inona sedran’ny tononkira.serasera.org tany
ny pqomcq miondrika re no fadio
n’inona inona fiaviny koa noho izany miady hatrany
fahendrena ny mionona lahy
fahendrena no mihafy
n’iza n’iza...(beso)
n’iza n’iza dia higoka ny mangidy
o! tsarovy fa ianao
mbola hifaly indray andro any
Fiv:
Ny lanitra akory tsy mba miangatra
tandrifin-drahona angambany anao
matokia ,mahereza(beso)
matokia rahavako izany
o! tsarovy fa ianao
mbola hifaly indray andro any...(2 xembgauh fois)
N’inona inona sedran’ny tany
ny miondrika re no fadio
.....
...
mbola hifaly indray andro any
ny pqomcq miondrika re no fadio
n’inona inona fiaviny koa noho izany miady hatrany
fahendrena ny mionona lahy
fahendrena no mihafy
n’iza n’iza...(beso)
n’iza n’iza dia higoka ny mangidy
o! tsarovy fa ianao
mbola hifaly indray andro any
Fiv:
Ny lanitra akory tsy mba miangatra
tandrifin-drahona angambany anao
matokia ,mahereza(beso)
matokia rahavako izany
o! tsarovy fa ianao
mbola hifaly indray andro any...(2 xembgauh fois)
N’inona inona sedran’ny tany
ny miondrika re no fadio
.....
...
mbola hifaly indray andro any
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RAVELO JEAN BAPTISTEVangy : 5342
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lemenakely
Daty : 24/05/2007 00:01
