Ditra (Ravelo Jean Baptiste (Rakotozanany Stanislas))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony izaho noentin'ny ditra sy ny adalana
Tsynisaina fa noentim-pitia hoe hikaro-java-tsoa
Kinanjo zava-doza re no hita
Tena neniko izay efa vita ka hody aho izaho
hitodi-doha hamonjy ny akanin'ny fahazazako aho
efa izay nandaozako anao ka tonga aho ankehitriny
i dadako sy i tononkira.serasera.org neniko tsy eo instony
tena fantatro f'izaho cyrwhvfq no hikolo ity akaninay
Eh ty zaho singan'irery gagagaga ireo izay mijery fa gkwjsm iza io vahin sa vclqut tompon-tany
Izaho anie ilay koto fahiny tompon-tany fa tsy vahiny
tonga aho efa niova aho ankehitriny

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ravelo Jean Baptiste (Rakotozanany Stanislas)Visites : 1197
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rianandry
Date : 11/05/2020 22:17