Ditra (Ravelo Jean Baptiste (Rakotozanany Stanislas))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony izaho noentin'ny ditra qjpxeu sy ny adalana
Tsynisaina fa noentim-pitia hoe hikaro-java-tsoa
Kinanjo zava-doza re no hita
Tena neniko izay efa vita ka hody aho izaho

hitodi-doha hamonjy ny akanin'ny fahazazako aho
efa izay nandaozako anao ka tonga izfrjmwd aho ankehitriny
i dadako sy i neniko tsy eo instony
tena fantatro f'izaho no hikolo ity akaninay

Eh ty zaho singan'irery gagagaga ireo izay mijery fa iza io vahin sa tompon-tany
Izaho anie tononkira.serasera.org ilay koto fahiny tompon-tany fa tsy vahiny
tonga aho efa niova aho rffmvch ankehitriny

Fony izaho noentin'ny ditra sy ny adalana
Tsynisaina fa noentim-pitia hoe hikaro-java-tsoa
Kinanjo zava-doza re no hita
Tena neniko izay efa vita ka hody aho izaho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ravelo Jean Baptiste (Rakotozanany Stanislas)
Visites : 1240
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rianandry
Date : 11/05/2020 22:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318