Kibo saoky ny nahiny (Rasamy Gitara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavana akory tsy sazy
Fa kibo saoky ny nahiny ny azy
Tsy anaovana teny amboletra
Ny safidin’ny tjkzavr fo no mba fetra
Ny fvyiiay fitiavana voatsanga-kiady
Ka any an-kafa zareo mba mitady
Ny aty tsy azo jokojokoina
Tsy azon’olona lotolotoina
Ny anay ny fitia dsvwirlk dia fitia manan-kambo
Lolon-javatra, lolon’atambo
Raha tononkira.serasera.org omena vao maika tsy mila
Izay mitoraka an’io kely ila
Tonony : Elisa Freda
Feony : Rasamy Gitara
Fa kibo saoky ny nahiny ny azy
Tsy anaovana teny amboletra
Ny safidin’ny tjkzavr fo no mba fetra
Ny fvyiiay fitiavana voatsanga-kiady
Ka any an-kafa zareo mba mitady
Ny aty tsy azo jokojokoina
Tsy azon’olona lotolotoina
Ny anay ny fitia dsvwirlk dia fitia manan-kambo
Lolon-javatra, lolon’atambo
Raha tononkira.serasera.org omena vao maika tsy mila
Izay mitoraka an’io kely ila
Tonony : Elisa Freda
Feony : Rasamy Gitara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rasamy GitaraVangy : 1531
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/10/2018 18:07
