Kibo saoky ny nahiny (Rasamy Gitara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavana akory tsy sazy
Fa kibo saoky ny nahiny ny azy
Tsy anaovana teny amboletra
Ny safidin’ny fo no mba fetra

Ny tononkira.serasera.org fitiavana voatsanga-kiady
Ka any cxhj an-kafa zareo mba mitady
Ny aty tsy azo jokojokoina
Tsy azon’olona lotolotoina

Ny anay ny fitia dia fitia manan-kambo
Lolon-javatra, lolon’atambo
Raha omena vao maika tsy snwoe mila
Izay mitoraka an’io gxfmddm kely ila



Tonony : Elisa Freda
Feony : Rasamy Gitara

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rasamy Gitara
Visites : 1530
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 10/10/2018 18:07
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296