Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hikopak’elatra ho aiza ny vorona ? (Rasamy Gitara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hikopak’elatra ho aiza ny vorona ?
No toa misosa ka mandalo farihy
Tsy orana, tsy Erika na zavona
Fa hikopak’elatra toa mandihy
Lany ve ny fitia
No tononkira.serasera.org toa manainga ny dia
Tsy tamana ve ka hifindra
Hiova ve arab ka hifindra.
Izahay anie cpxoez ka tsiriry ahitra
Ka maniry ny hiorim-paka
Tsy hihoa-pefy toa sorohitra
Fa arosy ka ao no laka
Ataoko veloma ianao sznnjv raha tsy tamana
Ataoko masina raha tsy ho tana
Fa ianao kosa hikopak’elatra
Izaho tsy mba hanjoretra.
No toa misosa ka mandalo farihy
Tsy orana, tsy Erika na zavona
Fa hikopak’elatra toa mandihy
Lany ve ny fitia
No tononkira.serasera.org toa manainga ny dia
Tsy tamana ve ka hifindra
Hiova ve arab ka hifindra.
Izahay anie cpxoez ka tsiriry ahitra
Ka maniry ny hiorim-paka
Tsy hihoa-pefy toa sorohitra
Fa arosy ka ao no laka
Ataoko veloma ianao sznnjv raha tsy tamana
Ataoko masina raha tsy ho tana
Fa ianao kosa hikopak’elatra
Izaho tsy mba hanjoretra.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rasamy GitaraVangy : 1670
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/10/2018 18:10
