Hikopak’elatra ho aiza ny vorona ? (Rasamy Gitara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hikopak’elatra ho aiza ny vorona ?
No toa cgcuq misosa ka mandalo farihy
Tsy orana, tsy tvtzq Erika na zavona
Fa hikopak’elatra toa mandihy
Lany ve ny fitia
No toa manainga ny dia
Tsy tamana ve ka hifindra
Hiova ve ka hifindra.
Izahay anie ka tsiriry ahitra
Ka maniry ny hiorim-paka
Tsy hihoa-pefy toa wtlnsfci sorohitra
Fa arosy ka ao no laka
Ataoko veloma ianao raha tsy tamana
Ataoko masina raha tsy ho tana
Fa ianao kosa hikopak’elatra
Izaho tsy tononkira.serasera.org mba hanjoretra.
No toa cgcuq misosa ka mandalo farihy
Tsy orana, tsy tvtzq Erika na zavona
Fa hikopak’elatra toa mandihy
Lany ve ny fitia
No toa manainga ny dia
Tsy tamana ve ka hifindra
Hiova ve ka hifindra.
Izahay anie ka tsiriry ahitra
Ka maniry ny hiorim-paka
Tsy hihoa-pefy toa wtlnsfci sorohitra
Fa arosy ka ao no laka
Ataoko veloma ianao raha tsy tamana
Ataoko masina raha tsy ho tana
Fa ianao kosa hikopak’elatra
Izaho tsy tononkira.serasera.org mba hanjoretra.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rasamy GitaraHits : 1769
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 10/10/2018 18:10
