Manina Anao (RAOZY GASY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiarotsiaro ny anilanao ry Tiana oia e
Mahatsiarotsiaro ny angolan'olotiana tononkira.serasera.org
Ireo teny mamy sy ireo saingisangy oia e
No tsaroana ka tsy tafandry mandry (in-2)

    Fiv: Manina anao aho chérie ildb eee
           Manina anao aho chérie eee
           Manina anao aho chérie eee
             Manina anao aho chérie ooo
             Manina anao aho chérie ooo
             Manina anao aho chérie ooo

Toa tsaroako ao anatin'ny saiko oia
Ny angolangolanao sy ireo fietsikao o
Tsaroako eckpn foana ianao na lavitr'ahy oia e
Fitia mandramaty xvzn sy ho mandrakizay (in-2)

Fiv: Mahatsiaro anao aho cheriko ooo
        Mahatsiaro anao aho chériko ooo
        Mahatsiaro anao aho cheriko ooo
        Mahatsiaro anao aho chérie eee
       Mahatsiaro anao aho chérie eee  
        Mahatsiaro anao aho chérie eee

Mahatsiarotsiaro ny alinao .......


Fiv: Manina anao aho chérie eee
       Manina anao aho chérie eee
       Manina anao aho chérie eee
       Mahatsiaro anao aho chéri ee
       Mahatsiaro anao aho chérie eee
       Mahatsiaro anao aho chérie Malala e

Ac: RAOZY GASY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RAOZY GASY
Vangy : 13
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Raozygasy2
Daty : 19/10/2026 04:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0552