Ianao jesoa no namonjy ahy (Rantsana Fanantenana Ambondrona Firaisana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa no namonjy ahy
He tsaroako androany ianao ry tompo
Ilay nitomany sy ory am-po
Noratraina ianao novonoina ihany koa
Noho ny otako izany jesoa
Ilay dinitrao toa nivadika ra
Tsy nety nijanona nipatraka
Ilay lefon’izay nanombohana anao
Azo sary ato an-tsaiko izy izao
Tsy afaka ny hamaly ireo nefa aho,
Tsy tlssxvsv hazaka jaly toy ny anao
Ny hany azo atao dia ny cufdl manome fo
Tena sy fanahy koa
Mba ho lapa anjakanao jesoa
Ireo latsa sy eso fanambaniana
Ireo kapoka tsy maintsy tononkira.serasera.org niafiana
Indro fa mitamberina tadidy indray
Hay ve noho ny fitiavanao ahy
Ilay fahoriana niaretanao
Ny hazofijaliana nihombohanao
Izay marik’izay no ahafantarako fa
Ianao jesoa no namonjy ahy
A/C: Niaina Harijaona kqlwbebe ANDRIAMORANIAINA
He tsaroako androany ianao ry tompo
Ilay nitomany sy ory am-po
Noratraina ianao novonoina ihany koa
Noho ny otako izany jesoa
Ilay dinitrao toa nivadika ra
Tsy nety nijanona nipatraka
Ilay lefon’izay nanombohana anao
Azo sary ato an-tsaiko izy izao
Tsy afaka ny hamaly ireo nefa aho,
Tsy tlssxvsv hazaka jaly toy ny anao
Ny hany azo atao dia ny cufdl manome fo
Tena sy fanahy koa
Mba ho lapa anjakanao jesoa
Ireo latsa sy eso fanambaniana
Ireo kapoka tsy maintsy tononkira.serasera.org niafiana
Indro fa mitamberina tadidy indray
Hay ve noho ny fitiavanao ahy
Ilay fahoriana niaretanao
Ny hazofijaliana nihombohanao
Izay marik’izay no ahafantarako fa
Ianao jesoa no namonjy ahy
A/C: Niaina Harijaona kqlwbebe ANDRIAMORANIAINA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Ambondrona FiraisanaVangy : 1445
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mafyloha3
Daty : 05/07/2019 14:08
