Ianao jesoa no namonjy ahy (Rantsana Fanantenana Ambondrona Firaisana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa no namonjy ahy
He tsaroako androany ianao ry tompo
Ilay nitomany sy tononkira.serasera.org ory am-po
Noratraina ianao novonoina ihany koa
Noho ny otako izany jesoa
Ilay dinitrao toa nivadika ra
Tsy nety nijanona nipatraka
Ilay znbefsc lefon’izay nanombohana anao
Azo sary ato an-tsaiko izy izao
Tsy afaka ny hamaly ireo nefa vdzsjsrp aho,
Tsy hazaka jaly toy ny anao
Ny hany azo atao dia ny manome fo
Tena sy fanahy koa
Mba ho lapa anjakanao jesoa
Ireo latsa sy eso fanambaniana
Ireo kapoka tsy maintsy niafiana
Indro fa mitamberina tadidy indray
Hay ve noho ny fitiavanao jszcocdm ahy
Ilay fahoriana niaretanao
Ny hazofijaliana nihombohanao
Izay marik’izay no ahafantarako fa
Ianao jesoa no namonjy ahy
A/C: Niaina Harijaona ANDRIAMORANIAINA
He tsaroako androany ianao ry tompo
Ilay nitomany sy tononkira.serasera.org ory am-po
Noratraina ianao novonoina ihany koa
Noho ny otako izany jesoa
Ilay dinitrao toa nivadika ra
Tsy nety nijanona nipatraka
Ilay znbefsc lefon’izay nanombohana anao
Azo sary ato an-tsaiko izy izao
Tsy afaka ny hamaly ireo nefa vdzsjsrp aho,
Tsy hazaka jaly toy ny anao
Ny hany azo atao dia ny manome fo
Tena sy fanahy koa
Mba ho lapa anjakanao jesoa
Ireo latsa sy eso fanambaniana
Ireo kapoka tsy maintsy niafiana
Indro fa mitamberina tadidy indray
Hay ve noho ny fitiavanao jszcocdm ahy
Ilay fahoriana niaretanao
Ny hazofijaliana nihombohanao
Izay marik’izay no ahafantarako fa
Ianao jesoa no namonjy ahy
A/C: Niaina Harijaona ANDRIAMORANIAINA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana Ambondrona FiraisanaHits : 1408
Likes : 0 Like
Created by : mafyloha3
Date : 05/07/2019 14:08
