Sanganehana ô! (Arka Zor Ama alias Ramarozaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sanganehana ô!ô ô ô sakodiavatra
Matahotahotra izany foko manahiahy
Ka hamindra aho vahotra
Izao vao tononkira.serasera.org tonga elatra aho ry lahy ka tena variana
Ravoravo aho ,mitebiteby koa
Fa ilay nosy tiana dia mahaleo tena
Ho ratsy sa ho tsara gnqsi tokoa ,ny fandehanao ry nosy malalako
Ô ry gasikara tanindrazako
Zanahary ô!izay mahita
Na ny eto an-toerana na ny any ampita
Ianao no mahay wzrwjl misafidy ,ka andrasako eto fa sarobidy
Mba jhfhqe henoy izany vavakay
Zanahary ô!izay mahita
Na ny eto an-toerana na ny any ampita
Ianao no mahay misafidy ,ka andrasako eto fa sarobidy
Mba henoy izany vavakay
Sanganehana ô!ô ô ô sakodiavatra
Matahotahotra izany foko manahiahy
Ka hamindra aho vahotra
Izao vao tonga elatra aho ry lahy ka tena variana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Arka Zor Ama alias RamarozakaVangy : 4972
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : dahfara
Daty : 04/04/2016 21:22