Bakomanga (Ramahafadrahona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E! e! e! ry ilay Bakomanga e! ie e!
O! ô! Miverena modia
E! e! fa manina any aho ô! ô!
Ka misento anao olon-tiana
Vita sary tsy afaka an-tsaiko e! e!
Ny endrikao Bako ô! ô!
Bako ô! maka endrik’irony domoina
Ilay bikanao bakorakora e!
E! ry Bako ô! ô!
Bako tononkira.serasera.org ô! tena mamiko an' iny e!
Ilay masonao baribary dia toy ny volan-tsinana
Ilay saokanao boribory toa ny paoma ka fihinana
Miverena re Ralala ô!
Miverena sombin'aiko
Miandry anao ilay foko tsontsa e!
Fa tsontsan’ ny derud fitia
E! e! e! Miverena Bakomanga ô!
E! e! e! Miverena akia Ralala ô
E! e! e! Miverena sombin' ny aiko seuzcu ô!
E! e! e! Miverena miverena! lpnh
O! ô! Miverena modia
E! e! fa manina any aho ô! ô!
Ka misento anao olon-tiana
Vita sary tsy afaka an-tsaiko e! e!
Ny endrikao Bako ô! ô!
Bako ô! maka endrik’irony domoina
Ilay bikanao bakorakora e!
E! ry Bako ô! ô!
Bako tononkira.serasera.org ô! tena mamiko an' iny e!
Ilay masonao baribary dia toy ny volan-tsinana
Ilay saokanao boribory toa ny paoma ka fihinana
Miverena re Ralala ô!
Miverena sombin'aiko
Miandry anao ilay foko tsontsa e!
Fa tsontsan’ ny derud fitia
E! e! e! Miverena Bakomanga ô!
E! e! e! Miverena akia Ralala ô
E! e! e! Miverena sombin' ny aiko seuzcu ô!
E! e! e! Miverena miverena! lpnh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RamahafadrahonaVangy : 13494
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 04/12/2004 09:38
