Bakomanga (Ramahafadrahona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E! e! e! ry ilay Bakomanga e! ie e!
O! ô! Miverena modia
E! e! dwbpnjp fa manina any aho ô! ô!
Ka misento anao olon-tiana
Vita sary tsy afaka an-tsaiko vzkw e! e!
Ny endrikao Bako ô! ô!
Bako znjs ô! maka endrik’irony domoina
Ilay tononkira.serasera.org bikanao bakorakora e!
E! ry Bako ô! ô!
Bako ô! tena mamiko an' iny e!
Ilay masonao baribary dia toy ny volan-tsinana
Ilay saokanao boribory toa ny paoma ka fihinana
Miverena re Ralala ô!
Miverena sombin'aiko
Miandry anao ilay foko tsontsa e!
Fa tsontsan’ ny fitia
E! e! e! Miverena Bakomanga ô!
E! e! e! Miverena akia Ralala ô
E! e! e! Miverena sombin' ny aiko ô!
E! e! e! Miverena miverena!
O! ô! Miverena modia
E! e! dwbpnjp fa manina any aho ô! ô!
Ka misento anao olon-tiana
Vita sary tsy afaka an-tsaiko vzkw e! e!
Ny endrikao Bako ô! ô!
Bako znjs ô! maka endrik’irony domoina
Ilay tononkira.serasera.org bikanao bakorakora e!
E! ry Bako ô! ô!
Bako ô! tena mamiko an' iny e!
Ilay masonao baribary dia toy ny volan-tsinana
Ilay saokanao boribory toa ny paoma ka fihinana
Miverena re Ralala ô!
Miverena sombin'aiko
Miandry anao ilay foko tsontsa e!
Fa tsontsan’ ny fitia
E! e! e! Miverena Bakomanga ô!
E! e! e! Miverena akia Ralala ô
E! e! e! Miverena sombin' ny aiko ô!
E! e! e! Miverena miverena!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RamahafadrahonaHits : 13492
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 04/12/2004 09:38
