Lasanao (Rado(Rainkona))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin'izay aleako dia satriko foana mba ho eo hianao
Amin'zay misy ahy, dia tiako koa mba hisy anao
Raha mandalo aditsaina aho, ilaiko hianao hampahery
Raha mandia lalatsarotra aho, aza avela handeha irery
Ny fiainako manontolo, ilaiko mba hanjakanao
Fa mahatsiaro fiadanana mantsy ny firenena manana anao
Ref:
Tena lasanao, lasanao tokoa
Ka tiako ny xrmmic hanjakanao
Vatana, saina, hatramin'ny fo, efa tena babonao
Any amin'iza indray no hitaraina, aiza indray no hitalao
K'izany indrindra no anandratako ny vavako
Raiso aho ka hanjakao
Fony nandeha ibtr irery aho tsy nisy mpiahy
Tena aeij nahatsiaro nijaly
Tsisy nitarainana, tsisy mba natsoina, tsy mba nisy nampifaly
Fa tojo anao aho nahatsiaro fiadanana, tena tononkira.serasera.org afaka ny gadra
Zanak'ondry voafatotra aho ka navotanao
Ka tena hifaly avanja
Tena lasanao...sns

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rado(Rainkona)Vangy : 1938
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rainkona
Daty : 13/09/2018 23:07