Lasanao (Rado(Rainkona))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin'izay aleako dia qyywvxj satriko foana mba ho eo hianao
Amin'zay misy ahy, dia tiako koa mba hisy anao
Raha mandalo aditsaina aho, ilaiko hianao tononkira.serasera.org hampahery
Raha mandia lalatsarotra aho, aza avela handeha irery
Ny fiainako manontolo, ilaiko mba hanjakanao
Fa mahatsiaro fiadanana mantsy ny firenena manana anao

Ref:
Tena lasanao, lasanao tokoa
Ka tiako ny hanjakanao
Vatana, saina, hatramin'ny fo, igtm efa tena babonao
Any amin'iza indray no hitaraina, aiza indray no hitalao
K'izany indrindra no anandratako ny vavako
Raiso aho ka hanjakao

Fony nandeha irery aho tsy nisy mpiahy
Tena nahatsiaro nijaly
Tsisy nitarainana, tsisy mba natsoina, tsy mba nisy nampifaly
Fa tojo anao aho cyhsjya nahatsiaro fiadanana, tena afaka ny gadra
Zanak'ondry voafatotra aho ka navotanao
Ka tena hifaly avanja
Tena lasanao...sns

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rado(Rainkona)
Hits : 1898
Likes : 0 Like
Created by : Rainkona
Date : 13/09/2018 23:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1621