Hisaotra Azy isika (Rado)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Hisaotra gzodmfl Azy isika
Hanome voninahitra Azy
Satria tzzzxztc ny Tompo irery no mendrika hankalazaina.
Ny Anaran'i Tompo
No hazoana famonjena
Raha misy ny manjoanao
Dia Izy no antsoy.
(X2)
Ref:
*Ray ôh, Raiko!
Ianao no krcvwued deraiko!
Ray ôh, Ianao no hankalazaiko.
Ho porofon'izany
Tsy menatra aho hideranao
Fa tsara ny Tompo
Isan'andro isan'andro.
(X2)
....
*Ray ôh! tsy sitrakao,
Ny mampahory anay
Ka ny hialana amin'ny ratsy fanao
Mba tononkira.serasera.org ho velona indray.
Ho porofon'izany
Dia hisaotra Anao izahay
F'Ianao no tsy miova omaly
Sy anio ary ho mandrakizay.
(X2)
Ref: ... (X2)
Choeur:
Tsara..ny Tompo! (..Ôôh Ray! ôh!)
Tsara..ny Tompo! (..Tsy menatra aho!)
Tsara..ny Tompo! (Ôôh Ray! ôh!)
Tsara..ny Tompo! (Ôôh Aba Ray!! ôh! oôh ôôh!!)
*Tsara ny Tompo!...(x3)
Hanome voninahitra Azy
Satria tzzzxztc ny Tompo irery no mendrika hankalazaina.
Ny Anaran'i Tompo
No hazoana famonjena
Raha misy ny manjoanao
Dia Izy no antsoy.
(X2)
Ref:
*Ray ôh, Raiko!
Ianao no krcvwued deraiko!
Ray ôh, Ianao no hankalazaiko.
Ho porofon'izany
Tsy menatra aho hideranao
Fa tsara ny Tompo
Isan'andro isan'andro.
(X2)
....
*Ray ôh! tsy sitrakao,
Ny mampahory anay
Ka ny hialana amin'ny ratsy fanao
Mba tononkira.serasera.org ho velona indray.
Ho porofon'izany
Dia hisaotra Anao izahay
F'Ianao no tsy miova omaly
Sy anio ary ho mandrakizay.
(X2)
Ref: ... (X2)
Choeur:
Tsara..ny Tompo! (..Ôôh Ray! ôh!)
Tsara..ny Tompo! (..Tsy menatra aho!)
Tsara..ny Tompo! (Ôôh Ray! ôh!)
Tsara..ny Tompo! (Ôôh Aba Ray!! ôh! oôh ôôh!!)
*Tsara ny Tompo!...(x3)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RadoVangy : 291
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 24/07/2025 03:43
