Hisaotra Azy isika (Rado)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Hisaotra Azy isika
Hanome voninahitra Azy
Satria ny Tompo irery no mendrika hankalazaina.
Ny Anaran'i Tompo
No hazoana famonjena
Raha misy ny manjoanao
Dia Izy no antsoy.
(X2)
Ref:
*Ray ôh, Raiko!
Ianao no deraiko!
Ray ôh, Ianao no hankalazaiko.
Ho porofon'izany
Tsy menatra eifr aho hideranao
Fa tsara ny Tompo
Isan'andro isan'andro.
(X2)
....
*Ray ôh! tsy hguyvb sitrakao,
Ny mampahory anay
Ka ny hialana amin'ny ratsy vbvm fanao
Mba ho velona tononkira.serasera.org indray.
Ho porofon'izany
Dia hisaotra Anao izahay
F'Ianao no tsy miova omaly
Sy anio ary ho mandrakizay.
(X2)
Ref: ... (X2)
Choeur:
Tsara..ny Tompo! (..Ôôh Ray! ôh!)
Tsara..ny Tompo! (..Tsy menatra aho!)
Tsara..ny Tompo! (Ôôh Ray! ôh!)
Tsara..ny Tompo! (Ôôh Aba Ray!! ôh! oôh ôôh!!)
*Tsara ny Tompo!...(x3)
Hanome voninahitra Azy
Satria ny Tompo irery no mendrika hankalazaina.
Ny Anaran'i Tompo
No hazoana famonjena
Raha misy ny manjoanao
Dia Izy no antsoy.
(X2)
Ref:
*Ray ôh, Raiko!
Ianao no deraiko!
Ray ôh, Ianao no hankalazaiko.
Ho porofon'izany
Tsy menatra eifr aho hideranao
Fa tsara ny Tompo
Isan'andro isan'andro.
(X2)
....
*Ray ôh! tsy hguyvb sitrakao,
Ny mampahory anay
Ka ny hialana amin'ny ratsy vbvm fanao
Mba ho velona tononkira.serasera.org indray.
Ho porofon'izany
Dia hisaotra Anao izahay
F'Ianao no tsy miova omaly
Sy anio ary ho mandrakizay.
(X2)
Ref: ... (X2)
Choeur:
Tsara..ny Tompo! (..Ôôh Ray! ôh!)
Tsara..ny Tompo! (..Tsy menatra aho!)
Tsara..ny Tompo! (Ôôh Ray! ôh!)
Tsara..ny Tompo! (Ôôh Aba Ray!! ôh! oôh ôôh!!)
*Tsara ny Tompo!...(x3)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RadoVisites : 318
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 24/07/2025 03:43
