Zoky (PETSAM-BAVA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O zoky e mba mitandrema ihany
Mitandritandrema fa tena mandady ny trambo eto izany
O zoky e mba mitandrema ihany
Mitandritandrema fa tena mandady ny tononkira.serasera.org trambo eto izany
Zavatra sarotra heverina leisy no niseho tany
Sinoa toa manao bodongerona leisy no hitako tany
Dia alain-dry zalahy ny tanàna vidiny amin’ny vidiny mora
Dia ompainy amin’ny tenin-drazany ialahy dia fafazany rora
Behoririka moa amin’izao dia efa lasa tanànan-tsinoa
Eny Ivato sy eny Antanikatsaka an-dry lerony avokoa
Raha dinihina ny zava-misy ankehitriny dia mampanjoretra
Fa ho lasan’ny kely maso daholo ny harena xzkjim rehetra
Ny gasy amin’izany dia mjalijaly izay miasa ao aminy
Voahidy any an-davapiringa ny bandy, ny sipa ao aminy

O zoky e mba okwsjfqg mitandrema ihany

Mody anokafany trano fandihizana pgdyu sy filokana
Nefa dia fika anarontsaronana ny hadalana
Fanariana an’ireo fakofakon-tsinoa izao ny eto amin’ny tanàna
Mizaka ny zom-pirenena ireny ka tena igagàna
Ireo tsy mahay tenintsika na kely kanefa dia gasy
Mody soloina ny anaran-tsinoa dia ho atao hoe Ramasy
Fivarotan-tsinoa no mameno tanàna amin’ny entana fôsika
Hita fa tsy ara-dalàna kanefa dia tsy alain’ny ôsika
Amidiny mora ny azy satria tsy mandoa ladoany
Vidin’ilay "palais de sport" no anton’izany

Fa malaza ankehitriny fa hoe miarin-doha hono ny firenena
Lohan’angidina anefa no hitako mivembena
Tsy afenina intsony fa aderadera ny fomba maloto
Ny afera maizina resak’alika sy jiolahim-boto
Izay fanampiana mba azo rehetra toa tsy hita trace
Atao toha-piakarana ny fahantran’ny gasy
Mizesta ery ny vaovaom-panjakana milaza aminao
An’ireo fanarahana vita sonia izay rehetra natao
Ilay ramatoa modamodaka izay raha milaza vaovao
Dia tsy menatra mihitsy midera mpitondra amin’izato bilao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PETSAM-BAVAVangy : 3458
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bitika
Daty : 05/12/2002 14:00