PETSAM-BAVA

Nampiditra rasam
26/12/2003 01:22
Hiran'i PETSAM-BAVA 2 Jereo eto
Vangy : 2598
Mpankafy : 0 Ankafizo
ity tarika ity dia isan'ny efa azo atao hoe olon-dehibe ny mpikambana ao aminy ary efa azo atao hoe matotra amin'ny ataony, tsy haiko anefa fa toa lany vola aman-karena izy ireo hanenjehana ny mpanao HH malagasy ka hoe aleo hono malagasy ihany fa tsy tsara izany ,izao ary z raha tena tianao ny Malagasy Razoky dia aleo izy hivelatra amin'izao tontolo izao ary ny HH GASY MBOLA TSY NANARATSY ny mozika nentin-drazana

Hevitra momba an'i PETSAM-BAVA

Doc Strange (03/12/2002 05:57)
Tahirin-kapila : MIDELIRA
Mpamoron-kira : Ranaivoson Toloniaina (THIARY)
Fanamboarana feonkira : Rija - Thiary
Efitrano fandraisam-peo : SRE
Redon-kira : Solofo - Rafidy
Fandraisam-peo : Ben - Alain

Hiran'i PETSAM-BAVA (2)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0107