Paradisa (Peter'soul)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao nahita anao
Dia babonao tanteraka aho
hadinoko avokoa
ireo namako taloha
Taratasy iray
Nosoratako ho anao
Pi-masoko indraindray
Mino aho fa fantatrao
Ref: Izaho maniry anao
Mahafatifaty loatra ianao
ts’isy intsony hasambarana
Mihoatra noho ianao
tena fatratra mahery ianao
lckprp Mba ho lafatra iypmaxp aho raha tianao
Paradisa vaovao ho ahy ny eo anilanao
mahafinaritra ahy ianao
tena manja tsotra izao
Mahafatifaty ery
Moa tsy maha-te ho tia
Ilay gkzdpo fitiavako iny
Lasanao manontolo
Toy ny ts’isy tononkira.serasera.org ireo fahiny
Fa voafafanao daholo
Ref
Dia babonao tanteraka aho
hadinoko avokoa
ireo namako taloha
Taratasy iray
Nosoratako ho anao
Pi-masoko indraindray
Mino aho fa fantatrao
Ref: Izaho maniry anao
Mahafatifaty loatra ianao
ts’isy intsony hasambarana
Mihoatra noho ianao
tena fatratra mahery ianao
lckprp Mba ho lafatra iypmaxp aho raha tianao
Paradisa vaovao ho ahy ny eo anilanao
mahafinaritra ahy ianao
tena manja tsotra izao
Mahafatifaty ery
Moa tsy maha-te ho tia
Ilay gkzdpo fitiavako iny
Lasanao manontolo
Toy ny ts’isy tononkira.serasera.org ireo fahiny
Fa voafafanao daholo
Ref
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Peter'soulVangy : 2607
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 10/03/2007 23:30
