Mitia samy adala(Ô ry reto) (Peter'soul)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Peter: Nanontany  ahy i  Dada:Iza  i  Rakalakely?
           Ialahy  toa tsy hita  lava fa  ilaozana  manjeny
           ’Zaho  namaly  mora:Izy  ilay  fitiavako,
           Rah’zay  sekoly  aok’izay
           f’izahay  ho  iray mandrakizay.
    Ref: Ô! Ry  reto  an(x2)
            Sahy  rehefa  mitia  é(x2)
Nicole: Nanontany  ahy  koa  i  Neny:
            ’ndry  toa vitsy  teny
             Sady  alim-pody....ts’hita  lava  any  an-tsekoly
             Rah’zay  fianaran’any  Neny  ô
             Aok’hijanona  fa  tsy  sahaza
             ’Zahay  efa  hivady...efa  ho avy  atsy  ho  atsy koa ny  zaza
     Ref: Ô!  Ry  reto  an(x2) adala  rehefa  mitia  é(x2)
           Nicole:Hmmm! Na  tsisy  asa  na  tsy  misy  vola é
           Peter  :’Zahay  efa mifankatia é
           Nicole  :Rano  mangitsy  fitiavana  monja é
           Peter   : mahavelona  anay  ho doria  ho’  ah
         Duo : Ô! Ry reto  an(x2) adala  rehefa  mitia  é(x2)

P: Tsy  nody  isika omaly é ....fa  variana  tany  an’ala
     Samy nijaly  ka  nilaozana  nisary  adala
     ’Zaho  nilomano  é
N: ’Zaho nitantara  angano é
P: Dia  hadinontsika  hoe  isika  anie  ka  bedy  foana
    Fa  zarantsika  koa  moa  aza afaka  mihaona
    Sady  ny anao  koa  efa  tsy  tonga  intsony  ilay  fotoana

Ref: Ô! Ry  reto  an...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Peter'soul
Vangy : 2347
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/03/2007 00:48
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7757