Ilaiko ny Herinao (Pepe Shine)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny tany karakaina
Ka mila rano Mangetaheta prercc aho
Ilay etbxu ranon'oran'ny Fanahy
Maniry mafy anie aho
Ny hokasihiNao indray
qssum Avia Fanahy oh
Tsy manaiky aho Fanahy oh
Rahay tsy kasihiNao indray
Ilaiko ny heriNao (x2) tononkira.serasera.org
Ka mila rano Mangetaheta prercc aho
Ilay etbxu ranon'oran'ny Fanahy
Maniry mafy anie aho
Ny hokasihiNao indray
qssum Avia Fanahy oh
Tsy manaiky aho Fanahy oh
Rahay tsy kasihiNao indray
Ilaiko ny heriNao (x2) tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Pepe ShineVangy : 4723
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Donna santatra
Daty : 24/04/2023 08:08
