Iny izy iny (Peguy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny leisy izy iny
Tiako noho ny tiako
Sady poyvj faniriako
          Iny leisy izy iny
          Tovovavy tena mamiko
          hkfrfc Sady koa tomaniko
Tiako leisy izy iny
Mba tiako leisy izy iny
K’anefa ny fitiavako
Tsy mety mba voalazako
          Ka iny leisy izy iny
          Mba tononkira.serasera.org dius hivavaho ihany tsy ho lasan’olona any

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Peguy
Vangy : 3383
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : bbn
Daty : 22/10/2008 19:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0336