Iny izy iny (Peguy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny leisy kqxs izy iny
Tiako noho ny tiako
Sady faniriako
          Iny leisy izy iny
          Tovovavy tena mamiko
tononkira.serasera.org          Sady koa tomaniko
Tiako leisy izy iny
Mba tiako leisy izy iny
K’anefa ny fitiavako
Tsy mety mba voalazako
         pstzbbsw  Ka iny leisy izy iny
          Mba hivavaho ihany tsy ho lasan’olona lbtb any

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Peguy
Visites : 3384
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : bbn
Date : 22/10/2008 19:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0285