Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy misy tia ahy toa anao (Patrick Andrianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tamin'ny fotoana iray, nisedra ady mafy aho
Ef nila tsy antanty, fa teo foana ianao
Ho tsiaro ao an-tsaiko, ho mandrakizay
Tsy misy tia ahy, toa ianao x2
ref: Tsy navelanao...
Ho irery teo aho f'ianao namafa tononkira.serasera.org ny ranomasoko
Natrakanao aho, xdanlxsv
Nomenao xsklfts fifaliana indray,
Tsy misy tia ahy, toa anao
Ho tsiaro ao an-tsaiko, ho mandrakizay...
ref... ofczzw
Ef nila tsy antanty, fa teo foana ianao
Ho tsiaro ao an-tsaiko, ho mandrakizay
Tsy misy tia ahy, toa ianao x2
ref: Tsy navelanao...
Ho irery teo aho f'ianao namafa tononkira.serasera.org ny ranomasoko
Natrakanao aho, xdanlxsv
Nomenao xsklfts fifaliana indray,
Tsy misy tia ahy, toa anao
Ho tsiaro ao an-tsaiko, ho mandrakizay...
ref... ofczzw
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Patrick AndrianarivoVangy : 12436
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : nahtemile
Daty : 16/09/2015 20:59
