miandry (Parson Jacques)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIANDRY
Ry masoandro
Mba mijery ve ianao
Sa tsy anjaran’izay resy
No mitazana anao
Ry masoandro
Mbola misy ve ianao
Sa tsy anjaran’izay ory
No maka hafanana aminao
Zay mba kely azony andrandraina
Miandry izay ho anjarany
Izay taratrao no hery tononkira.serasera.org sy fananany
Izy matoky ka tsy kivy
Manam-pinoana
Fa handray ny hasambarana
Miandry anao
Ry masoandro
Izaho kdoianq mbola manantena
Lay tandrify zay omenao
Mba tomory ka jereo
Ry masoandro
Reo zay kely sy onena
Miandry lava ny hazavana
Ianao no famonjena
Isanandro kpfxij mbola ctco mino foana
Ry masoandro
Mba mijery ve ianao
Sa tsy anjaran’izay resy
No mitazana anao
Ry masoandro
Mbola misy ve ianao
Sa tsy anjaran’izay ory
No maka hafanana aminao
Zay mba kely azony andrandraina
Miandry izay ho anjarany
Izay taratrao no hery tononkira.serasera.org sy fananany
Izy matoky ka tsy kivy
Manam-pinoana
Fa handray ny hasambarana
Miandry anao
Ry masoandro
Izaho kdoianq mbola manantena
Lay tandrify zay omenao
Mba tomory ka jereo
Ry masoandro
Reo zay kely sy onena
Miandry lava ny hazavana
Ianao no famonjena
Isanandro kpfxij mbola ctco mino foana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Parson JacquesVangy : 3381
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mimi
Daty : 12/11/2004 07:43
