Ny Fanatrehanao fanahy ôh! (Oriah Rasolomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fanattrehanao(x2) mjpzf Fanahy ôh!
Misy hery vaovao(x2) mampahery
N'aiza n'aiza fqqmhdg hiantsoany anao
Dia tsy miova fa teo foana Ianao
Fanahy Masina ô!Midina eto Ianao
Manatreha feno izay fotoana izao
Fa mila Aho aho
Fanahy Masina ô!Ianao no antsoinay izao
Manatreha feno vybigy tononkira.serasera.org izao fotoana izao
Fa mila Aho aho
A/C : Zouzou Raoilison
Arr :R.O.I(Rasolomanana Oriah Israël)
Misy hery vaovao(x2) mampahery
N'aiza n'aiza fqqmhdg hiantsoany anao
Dia tsy miova fa teo foana Ianao
Fanahy Masina ô!Midina eto Ianao
Manatreha feno izay fotoana izao
Fa mila Aho aho
Fanahy Masina ô!Ianao no antsoinay izao
Manatreha feno vybigy tononkira.serasera.org izao fotoana izao
Fa mila Aho aho
A/C : Zouzou Raoilison
Arr :R.O.I(Rasolomanana Oriah Israël)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Oriah RasolomananaVangy : 950
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dadatoa.rabary
Daty : 07/08/2019 09:48
