Mahery aho (Oriah Rasolomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty aho dia manaiky anao ka hanjakao
Resy lahatra (1)
Mitoera ka aza mba mandao ahy
Tsy ho( eo anilanao) (2)
'Zay kely hery dia tononkira.serasera.org homenao hery be tokoa
Mahery aho (5)
Tompo ô! Ianao no antony havelomako
Belona ato am-po (3)
Indro aho ucfqw tonga zanakao vyehqdc ka ataovy izay
Izay sitrakao (4)
Raha faly aho dia hihira fiderana ho anao
Tsy hosasatra (6)
Ref :
Hatramin'izay aho miala anao
Amin'izay rehetra atao
ouh!ou!ouh!
Boantoka ny fianako
Noho ireo teninao
Raha ory aho dia, ... ka tojo aosdwwnb anao
Foana hatreo 'reo ahiahy.
1-2-3-4-5
Resy lahatra (1)
Mitoera ka aza mba mandao ahy
Tsy ho( eo anilanao) (2)
'Zay kely hery dia tononkira.serasera.org homenao hery be tokoa
Mahery aho (5)
Tompo ô! Ianao no antony havelomako
Belona ato am-po (3)
Indro aho ucfqw tonga zanakao vyehqdc ka ataovy izay
Izay sitrakao (4)
Raha faly aho dia hihira fiderana ho anao
Tsy hosasatra (6)
Ref :
Hatramin'izay aho miala anao
Amin'izay rehetra atao
ouh!ou!ouh!
Boantoka ny fianako
Noho ireo teninao
Raha ory aho dia, ... ka tojo aosdwwnb anao
Foana hatreo 'reo ahiahy.
1-2-3-4-5
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Oriah RasolomananaVisites : 843
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : dadatoa.rabary
Date : 03/03/2021 23:08
