Anao cheriko (Olivia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ouououou..... eee.......
Refrain:
Anao cheriko, anao no anjarako e
Anao Lay voasafidy tanaty ny maro o
Anao cheriko, anao no anjarako e
Anao Lay voasafidy tanaty ny maro ooo
1-Raha ny tantarantsika roa, dia toa tsy mampino
Tao anatin'ny mangidy tokoa no ahitana ny mamy
Reo teny Mahery, mifamalintsika e, nanjary teny mamy
Reo darodaroka, nifanaovantsika, Nanjary safosafo
Refrain:
Anao cheriko, anao no anjarako e
Anao Lay voasafidy tanaty ny maro ooo
ouououou...... eee.........
2-Misy olona milaza azy ho namana,
ldrsx mitantara zavatra tsy marina
bawm Hampiadina ireo mpifankatia, mba tsy ho tafaradia
Aza henoina oa, reo mpanaratsy, mavandivandy
Tsy jereko oa, reo taxi lela, mpitsikera a
ouououou.... eee......
Refrain:
Anao cheriko, anao no anjarako e
Anao Lay voasafidy tanaty ny maro o
Anao cheriko, anao no anjarako e
Anao Lay voasafidy tanaty ny maro ooo
{ Ah tononkira.serasera.org cheriko, maro raha nodiavintsika iny,
Ankehitriny, tafaraka tsika... }
Refrain:4×
Anao cheriko, anao no anjarako e
Anao Lay voasafidy tanaty ny maro ooo
(3e ×:ouououououououou.......... tanaty ny maro cheriiiii)
sufj OLIVIA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : OliviaVangy : 1767
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sissie2007
Daty : 06/05/2017 12:42
