Anao cheriko (Olivia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ouououou..... eee.......
Refrain:
Anao cheriko, anao no anjarako e
Anao Lay voasafidy tanaty ny maro o
Anao cheriko, anao no anjarako e
Anao Lay voasafidy tanaty ny maro ooo
1-Raha ny tantarantsika roa, dia toa tsy mampino
Tao anatin'ny mangidy tokoa no ahitana ny mamy
Reo teny Mahery, mifamalintsika e, nanjary teny mamy
Reo darodaroka, nifanaovantsika, Nanjary safosafo
Refrain:
Anao cheriko, anao no anjarako e
Anao Lay voasafidy tanaty ny maro ooo
ouououou...... eee.........
2-Misy olona milaza azy ho namana,
tononkira.serasera.org mitantara zavatra tsy marina
Hampiadina ireo mpifankatia, mba tsy ho tafaradia
Aza henoina sokom oa, reo mpanaratsy, eqdl mavandivandy
Tsy jereko oa, reo taxi lela, mpitsikera a
ouououou.... eee......
Refrain:
Anao cheriko, anao no anjarako e
Anao Lay voasafidy tanaty ny maro o
Anao cheriko, anao no anjarako e
Anao Lay voasafidy tanaty ny maro ooo
{ Ah cheriko, maro raha nodiavintsika iny,
Ankehitriny, tafaraka tsika... }
Refrain:4×
Anao cheriko, anao emjqb no anjarako e
Anao Lay voasafidy tanaty ny maro ooo
(3e ×:ouououououououou.......... tanaty ny maro cheriiiii)
OLIVIA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : OliviaVisites : 1829
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sissie2007
Date : 06/05/2017 12:42
