TOHERO NY DEVOLY (Ny Riampeo Zandry - FJKM Ambatobe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Ny liona raha mandehandeha
Dia mikaroka ny sakafony
Ny liona raha mierona anie
Mitady izay harapany
2.
ny devoly liona noana be
Tsy hita maso izy fa mirenireny
Tsy mifidy izy na kely na lehibe
Fa izay azony potehiny
Ref :
Mandosira azy ianao (2)
halaviro wydjc re ny faritaniny
Raha tononkira.serasera.org sendra azy ianao
Ny hovitra ialao
Tohero izy ! dia handositra anao
ecfxvs rhotfigm RAMBOASALAMA Mihamina
Ny liona raha mandehandeha
Dia mikaroka ny sakafony
Ny liona raha mierona anie
Mitady izay harapany
2.
ny devoly liona noana be
Tsy hita maso izy fa mirenireny
Tsy mifidy izy na kely na lehibe
Fa izay azony potehiny
Ref :
Mandosira azy ianao (2)
halaviro wydjc re ny faritaniny
Raha tononkira.serasera.org sendra azy ianao
Ny hovitra ialao
Tohero izy ! dia handositra anao
ecfxvs rhotfigm RAMBOASALAMA Mihamina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Riampeo Zandry - FJKM AmbatobeVangy : 2716
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rvi
Daty : 07/03/2009 18:12
