TOHERO NY DEVOLY (Ny Riampeo Zandry - FJKM Ambatobe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yyvqdo 1.
Ny liona raha zrymim mandehandeha
Dia mikaroka ny sakafony
Ny liona raha mierona anie
Mitady izay harapany
2.
ny devoly liona noana be
Tsy hita tononkira.serasera.org maso izy fa mirenireny
Tsy mifidy izy na kely na lehibe
Fa izay azony potehiny
Ref :
Mandosira spygm azy ianao (2)
halaviro re ny faritaniny
Raha sendra azy ianao
Ny hovitra ialao
Tohero izy ! dia handositra anao
RAMBOASALAMA Mihamina
Ny liona raha zrymim mandehandeha
Dia mikaroka ny sakafony
Ny liona raha mierona anie
Mitady izay harapany
2.
ny devoly liona noana be
Tsy hita tononkira.serasera.org maso izy fa mirenireny
Tsy mifidy izy na kely na lehibe
Fa izay azony potehiny
Ref :
Mandosira spygm azy ianao (2)
halaviro re ny faritaniny
Raha sendra azy ianao
Ny hovitra ialao
Tohero izy ! dia handositra anao
RAMBOASALAMA Mihamina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Riampeo Zandry - FJKM AmbatobeVisites : 2692
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rvi
Date : 07/03/2009 18:12
