Jeso Kristy (Ny feon'ny lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso Kristy no lalana
Jeso kristy no fahamarinana
Izy ihany no hianteherako
Eo amin'ny fiainako
Ireo adiady izay nandreraka ny loha
Teo amin'ny fiainako
Ireo adalana izay niainako gkcgff taloha
Foana tsy hisy avokoa
FA SATRIA: Jeso Kristy
Jeso Kristy····················
Ireo toetrako ocgq izay nataoko tononkira.serasera.org teo aloha
tena tsy mahasoa
Ankehitriny hitako omipeak ilay Tompo Tsitoha
Hitarika ny lalako
FA SATRIA: Jeso kristy
Jeso kristy···········
Jeso kristy no fahamarinana
Izy ihany no hianteherako
Eo amin'ny fiainako
Ireo adiady izay nandreraka ny loha
Teo amin'ny fiainako
Ireo adalana izay niainako gkcgff taloha
Foana tsy hisy avokoa
FA SATRIA: Jeso Kristy
Jeso Kristy····················
Ireo toetrako ocgq izay nataoko tononkira.serasera.org teo aloha
tena tsy mahasoa
Ankehitriny hitako omipeak ilay Tompo Tsitoha
Hitarika ny lalako
FA SATRIA: Jeso kristy
Jeso kristy···········
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny feon'ny lanitraVangy : 1260
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antsa_fifaliana
Daty : 09/09/2017 13:02
