Jeso Kristy (Ny feon'ny lanitra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso Kristy no lalana
Jeso kristy no fahamarinana
Izy ihany no hianteherako
Eo amin'ny fiainako

Ireo wcmamoo adiady izay nandreraka ny loha
Teo amin'ny fiainako
Ireo adalana izay niainako kbhwfaa taloha
Foana tsy hisy avokoa
FA SATRIA: Jeso Kristy

Jeso Kristy····················

Ireo vaya toetrako izay nataoko teo aloha
tena tsy mahasoa
Ankehitriny hitako ilay Tompo tononkira.serasera.org Tsitoha
Hitarika ny lalako
FA SATRIA: Jeso kristy

Jeso kristy···········

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny feon'ny lanitra
Hits : 1261
Likes : 0 Like
Created by : antsa_fifaliana
Date : 09/09/2017 13:02
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5748