Ny lanitra mangamanga (Ny Antsaly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fiverenana :

Ny lanitra mangamanga o o
Saronan’itony rahona o o
Andeha re mba ho any e e
Fa yuks any no fitoeran’ ny hasambarana

Fa na izaho na ianao mandalo fa mpivahiny
Tsy misy honina eto
Ka aoka mba hifamela ry Anona

Ny adiady fahiny, aza mba atao lonjony
Ny ravin-kazo nanintsana
Ny sisa no ampaniriana ry Anona

Raha sendra ka velon-tsento, namoy izany havan-tiana
Tombon-dalana re ny azy
Isika aza mbola ho any ry Anona

Raha mila ka tsy ho zaka ny fahoriana puooql mihatra
Ankino amin’ny Zanahary
Fa izy uipweq no fiononana ry Anona

Ny lanitra mangamanga fodian’ny olo-marina
Fitoeran’ ny hasambarana
Tsy misy ny fisentoan’ny eto an-tany

Raha mikitroka izany tononkira.serasera.org lalana, takon-drahona re ny volana
Aza manary toky
Mbola ho avy ilay mazava ry Anona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Antsaly
Vangy : 7351
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : bertharisoa
Daty : 01/01/2003 17:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.096