Raiso ilay famonjena (BaGasy) (Ny Angola Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry voavonjy ô jereo (jereo)
Izao famonjena izao
Fa zrpshpdh Jesoa zanak'Andriamanitra
No efa nisolovoina anao
Ny ainy mihitsy no nafoiny (nafoiny)
Ho fanavotana anao
Fa nentiny tokoa ireo helokao
Noho ny fitiavany anao
Koa asandrato re izao
Koa asandrato re izao ny hiranao mba (beso)
Ho fideran'ilay Mpamonjy
Ilay Mpamonjy izay nitondra ny otanao (beso)
Ka mifalia sy mihobia
Fa avotra, avotra ianao
Ka mifalia (beso)
Ka mifalia sy mihobia
Fa avotra ianao izao
Ry voavonjy ô avia; ntzyt andeha re derao.
Andeha, derao, ilay tononkira.serasera.org nisolo voina anao
Avia raiso (beso), raiso izao
Ny famonjena ho gvztvca anao
Andeha re ambarao
Manerana izao tontolo izao
Ilay famonjena sy fandresena
Izay vitan'Ilay Mpamonjinao
Koa dia torio ilay fitiavany
Amin'ny olona rehetra
Ny haja sy ny voninahitra
Ho Azy re tsy misy fetra.
A/C: Rado Mihamina RABEMANANTSOA
Izao famonjena izao
Fa zrpshpdh Jesoa zanak'Andriamanitra
No efa nisolovoina anao
Ny ainy mihitsy no nafoiny (nafoiny)
Ho fanavotana anao
Fa nentiny tokoa ireo helokao
Noho ny fitiavany anao
Koa asandrato re izao
Koa asandrato re izao ny hiranao mba (beso)
Ho fideran'ilay Mpamonjy
Ilay Mpamonjy izay nitondra ny otanao (beso)
Ka mifalia sy mihobia
Fa avotra, avotra ianao
Ka mifalia (beso)
Ka mifalia sy mihobia
Fa avotra ianao izao
Ry voavonjy ô avia; ntzyt andeha re derao.
Andeha, derao, ilay tononkira.serasera.org nisolo voina anao
Avia raiso (beso), raiso izao
Ny famonjena ho gvztvca anao
Andeha re ambarao
Manerana izao tontolo izao
Ilay famonjena sy fandresena
Izay vitan'Ilay Mpamonjinao
Koa dia torio ilay fitiavany
Amin'ny olona rehetra
Ny haja sy ny voninahitra
Ho Azy re tsy misy fetra.
A/C: Rado Mihamina RABEMANANTSOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Angola FideranaVangy : 2119
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : SantatriniainaAvotra
Daty : 08/08/2018 21:16
