Mifankatiava re! (Ny Angola Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
efuw Mifankatiava isika(beso)
Mifankatiava isika dieny ety an-tany
Mba ho tononkira.serasera.org fifali(beso)
Mba ho fifalian'ny Tompo, any an-danitra any
Mifankatiava re, toy ny mpirahalahy
Mba ho fantatry ny iqbn olona fa mpianany isika izao.
Réf:
Tahaka ny nitiavany ahy sy ianao
No aoka hifankatiavantsika ankehitriny izao
Torio ka asehoy amin'ny olona cmapupf rehetra
Fa ilay fitiavany anie dia tsy mba manam-petra
Koa mifankatiava re, raha mbola velon'aina
Fa rehefa maty anie, tsy misy intsony ny hantenaina!
Tonony sy feony : Rado Mihamina RABEMANANTSOA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Angola FideranaVangy : 2040
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : SantatriniainaAvotra
Daty : 07/08/2018 12:32