Mifankatiava re! (Ny Angola Fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifankatiava isika(beso)
Mifankatiava isika dieny ety an-tany
Mba ho fifali(beso)
Mba ho fifalian'ny Tompo, any an-danitra any
Mifankatiava re, toy ny mpirahalahy
Mba ho fantatry ny olona fa mpianany isika izao.

Réf:
Tahaka ny nitiavany ahy sy ianao
No vglu aoka hifankatiavantsika ankehitriny tononkira.serasera.org izao
Torio ka asehoy amin'ny olona rehetra
Fa ilay fitiavany anie dia tsy mba manam-petra
Koa mifankatiava xruhk re, raha mbola velon'aina
Fa rehefa maty anie, tsy misy intsony ny hantenaina!



Tonony sy vzukls feony : Rado Mihamina RABEMANANTSOA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Angola Fiderana
Vangy : 2041
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : SantatriniainaAvotra
Daty : 07/08/2018 12:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0367