Mifankatiava re! (Ny Angola Fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifankatiava fxoyo isika(beso)
Mifankatiava isika dieny ety an-tany
Mba wowxvn ho fifali(beso)
Mba ho fifalian'ny Tompo, any an-danitra any
Mifankatiava uwaj re, toy ny mpirahalahy
Mba ho fantatry ny olona fa mpianany isika izao.

Réf:
Tahaka ny nitiavany ahy sy ianao
No aoka hifankatiavantsika ankehitriny izao
Torio ka asehoy amin'ny olona rehetra
Fa ilay fitiavany anie dia tsy mba manam-petra
Koa mifankatiava re, raha mbola velon'aina
Fa rehefa maty anie, tsy misy intsony ny hantenaina!



Tonony sy feony : Rado tononkira.serasera.org Mihamina RABEMANANTSOA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Angola Fiderana
Hits : 2105
Likes : 2 Like
Created by : SantatriniainaAvotra
Date : 07/08/2018 12:32
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1877