Vavaky ny mpianatra (Ny Ainga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
......tsorotsororoo.. Tsorotsororoo
La la la  la la la

Ny lanitra iny (x2)
Banjininao ho tony avokoa
Ny alahelonao ety an-tany ety
Dia ho sambatra ianao
            Eo an-tananao ry tompo ny fianarako
            Hanomanako ny ho avy sy ny anjarako
      mrexeflh       Masoandro mibaliaka no mba tadiaviko
            Ka ny horesim-pahakiviana zenbfrzt sanatriaviko
Ny lanitra iny (x2)
Banjininao ho tony avokoa
Ny alahelonao ety an-tany ety
Dia ho sambatra ianao
              Tsaroako vao maraina ny anaranao  
          tononkira.serasera.org     Hatramin'ny alina mangina aho mbola hitanao
              Ny hasasaran-dray sy reny tsemboka tokoa
              Mba maniry sombinaina ho tafitasoa
Ny lanitra iny (x2)
Banjininao ho tony avokoa
Ny alahelonao ety an-tany ety
Dia ho sambatra ianao
              Andriamanitra ô! Tantanonao ny androko
              Fà finoana sy fahaizana no tanjoko
              Fahombiazana ho sitraka sy telina
              Mba hoentiko manompo ny mpiarabelona
Ny lanitra iny (x2)
Banjininao ho tony avokoa
Ny alahelonao ety an-tany ety
Dia ho sambatra ianao
               Tsorotsororoo... Tsorotsororoo
             heqte    La la la la la la
(izany ny vavako ry tompo) RE

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Ainga
Vangy : 2065
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rolandsavio
Daty : 25/05/2020 13:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1335