Tsy maty vonoina (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malala ô! Mahatsiaro takariva ho'aho ny aty e!
Ka manina
Mahatsiaro ka miantefa aminao
Tiana tqasnrzh tsy foy
Manenina fa mahatsiaro diso e!
K'izao aho vao manembona hariva
Ref: Ireo fifamaliana sy ady natao
Hifonako indrindra e! malala ô
Izay tsy tantinao avy amiko re
Esory aminao e!
Ô ry malala ô! Manina anao ho'aho ny aty e
Tiana ô! Misaina jtofkj aho nohon'ny nisaraka anao e!
Ny fiainako
Manenjika ahy ny fahosanao
Tiana tsy foy
Adino fa ny tenako koa e!
Mety misy adalana tsy zaka
Ref:
Malala ô! Ny fo tokoa dia rano mafana e
Mandrendrika
Dia tsy mba tsapantsika tokoa
Ny tononkira.serasera.org efa natao
Izay vao tsapako ry tiana e!
Fa ny firaisana fandeferana tban
Ref:
Ka manina
Mahatsiaro ka miantefa aminao
Tiana tqasnrzh tsy foy
Manenina fa mahatsiaro diso e!
K'izao aho vao manembona hariva
Ref: Ireo fifamaliana sy ady natao
Hifonako indrindra e! malala ô
Izay tsy tantinao avy amiko re
Esory aminao e!
Ô ry malala ô! Manina anao ho'aho ny aty e
Tiana ô! Misaina jtofkj aho nohon'ny nisaraka anao e!
Ny fiainako
Manenjika ahy ny fahosanao
Tiana tsy foy
Adino fa ny tenako koa e!
Mety misy adalana tsy zaka
Ref:
Malala ô! Ny fo tokoa dia rano mafana e
Mandrendrika
Dia tsy mba tsapantsika tokoa
Ny tononkira.serasera.org efa natao
Izay vao tsapako ry tiana e!
Fa ny firaisana fandeferana tban
Ref:
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AingaVangy : 571
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ramihaja08
Daty : 29/10/2025 20:13
