Ny finoana (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny an-dalana mamaky haizim-pito
N'aiza na aiza misy anao mfvz dia matokia.
Tsy mba kivim-pahoriana izay matoky,
Mino sady manantena sy mhfxdvu mitia.
Ny finoana zihmsvlu tsy maintsy iainana, (ny finoana)
Ny finoana arahina fitia.
Zava-poana ny finoana
Sy ny vavaka rehetra
Raha tsy misy fitiavana
Ny finoana tsy hoe fiekena ihany, (ny finoana)
Ny finoana dia tononkira.serasera.org fifikirana.
Ny mifikitra amy marina
Hanasoa ny olombelona rehetra,
Izay no fitiavana.
Zava-poana ny finoana
Mbamin'ny fanantenana
Raha tsy eo 'lay fitiavana.
Ny fanantenana fahatokiana
Mahatoky fa ny soa maharesy ratsy
Ka iza no hahasaraka, na haizina mikitroka
Na onjam-pahoriana ny fitiavan'i Jesoa,
Jesoa ô, ry Jesoa ô.
NY AINGA
N'aiza na aiza misy anao mfvz dia matokia.
Tsy mba kivim-pahoriana izay matoky,
Mino sady manantena sy mhfxdvu mitia.
Ny finoana zihmsvlu tsy maintsy iainana, (ny finoana)
Ny finoana arahina fitia.
Zava-poana ny finoana
Sy ny vavaka rehetra
Raha tsy misy fitiavana
Ny finoana tsy hoe fiekena ihany, (ny finoana)
Ny finoana dia tononkira.serasera.org fifikirana.
Ny mifikitra amy marina
Hanasoa ny olombelona rehetra,
Izay no fitiavana.
Zava-poana ny finoana
Mbamin'ny fanantenana
Raha tsy eo 'lay fitiavana.
Ny fanantenana fahatokiana
Mahatoky fa ny soa maharesy ratsy
Ka iza no hahasaraka, na haizina mikitroka
Na onjam-pahoriana ny fitiavan'i Jesoa,
Jesoa ô, ry Jesoa ô.
NY AINGA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AingaHits : 6111
Likes : 1 Like
Created by : cmbolatiana
Date : 14/09/2016 10:22
